|
|
|
|

Teny iditra1 baby roa
Singan-teny  2baby, 3roa
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza foto-katsaka mitondra babiny roa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Pied de maïs qui a deux épis. [1.3]
7maïs à trois épis. [1.196]
Voambolana  8 Toe-karena: fambolena
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02